Ny fahasalamana no voalohan-karena
Ao anatin’ny vatana salama no misy ny saina matsilo ! Mikajy fatratra ny fahasalamany ny tsirairay mba hahafahany miatrika ny fiainana andavanandro. Tsy lavorary anefa isika ka misy foana ny tsy fahasalamana.
Raha voatily ara-potoana sy voatsabo ara-dalàna izany tsy fahatomombanana izany dia hiverina aminao tsy ho ela ny fahasalamana !
Izany imasohanay eto amin’ny MHDC !
« Koloy sy kajio fatratra ny fahasalamaano dia ho feno fahafinaretana ny fahavelomananao »